Deoteronomia 32:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+ 2 Mpanjaka 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa tezitra mafy+ tamin’ny Israely i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony izy ireo.+ Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.+
22 Nanomboka nirehitra ny afom-pahatezerako,+Ka hirehitra hatrany amin’ny Fasana,* izay toerana ambany indrindra,+Ary handevona ny tany sy ny vokatra eo aminy,+Sady hampirehitra ny fototry ny tendrombohitra.+
18 Koa tezitra mafy+ tamin’ny Israely i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony izy ireo.+ Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.+