Isaia 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny zanany hotorotoroina eo imasony,+ ny tranony horobaina, ary ny vadiny hovetavetaina.+ Nahoma 3:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Voatokana hatao sesitany koa i No-amona, ka lasa babo.+ Notorotoroina teny an-joron-dalana rehetra teny ny zanany.+ Natao antsapaka+ ireo olo-manan-kajany. Ary nasiana gadra vy daholo ny olona ambony tao aminy.+
10 Voatokana hatao sesitany koa i No-amona, ka lasa babo.+ Notorotoroina teny an-joron-dalana rehetra teny ny zanany.+ Natao antsapaka+ ireo olo-manan-kajany. Ary nasiana gadra vy daholo ny olona ambony tao aminy.+