Deoteronomia 32:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Nandaka+ i Jesorona+ rehefa nihanatavy.Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady voky be.+Dia nahafoy an’Andriamanitra izay nanao azy+ izy,Ary nanamavo an’ilay Vatolampy+ famonjena azy.
15 Nandaka+ i Jesorona+ rehefa nihanatavy.Ry Jesorona ô, lasa natavy sy dongadonga ianao sady voky be.+Dia nahafoy an’Andriamanitra izay nanao azy+ izy,Ary nanamavo an’ilay Vatolampy+ famonjena azy.