Salamo 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+ Salamo 49:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa Andriamanitra kosa hanavotra ahy* tsy ho voagejan’ny Fasana,*+Satria handray ahy Izy. Sela. Salamo 69:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manatòna ahy, ka vonjeo aho.+Mba avoty eo an-tanan’ny fahavaloko aho.+
3 Jehovah ô, toy ny nakarinao avy tany amin’ny Fasana* aho.*+Tsy navelanao ho faty aho, mba tsy hidinako any an-davaka.+