8 Dia hoy ny mpanjakan’ny Israely tamin’i Josafata: “Mbola misy lehilahy iray any azo asaina manontany an’i Jehovah.+ Tena halako anefa izy+ satria tsy mba maminany zava-tsoa momba ahy, fa zava-dratsy.+ I Mikaia zanak’i Jimla izany.” Fa hoy i Josafata: “Aza dia miteny toy izany, ry mpanjaka ô!”+