2 Mpanjaka 6:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary raha mbola niresaka tamin’izy ireo i Elisa, dia nidina nankao aminy ilay iraka. Dia hoy ny mpanjaka: “Loza avy amin’i Jehovah izao.+ Koa nahoana aho no tokony mbola hiandry an’i Jehovah ihany?”+
33 Ary raha mbola niresaka tamin’izy ireo i Elisa, dia nidina nankao aminy ilay iraka. Dia hoy ny mpanjaka: “Loza avy amin’i Jehovah izao.+ Koa nahoana aho no tokony mbola hiandry an’i Jehovah ihany?”+