Jeremia 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+ Lioka 7:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Rehefa nanakaiky ny vavahadin’ny tanàna izy, dia nisy faty+ nentina nivoaka, izay zanaka lahitokan-dreniny,+ ary efa mpitondratena koa ravehivavy. Ary nisy vahoaka be avy ao an-tanàna niaraka tamin-dravehivavy.
26 Aoka ianao hisikina lamba gony+ sy hihosin-davenona,+ ry oloko zanakavavy! Aoka ianao hisaona toy ny fisaonana zanaka lahitokana, ary hidradradradra noho ny alahelo be,+ satria hanafika antsika tampoka ny mpandroba.+
12 Rehefa nanakaiky ny vavahadin’ny tanàna izy, dia nisy faty+ nentina nivoaka, izay zanaka lahitokan-dreniny,+ ary efa mpitondratena koa ravehivavy. Ary nisy vahoaka be avy ao an-tanàna niaraka tamin-dravehivavy.