1 Samoela 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanompo an’i Jehovah teo anatrehan’i Ely i Samoela zaza,+ nandritra izany fotoana izany. Ary nahalana ny teny avy tamin’i Jehovah+ tamin’izany andro izany,+ sady tsy dia nisy firy ny fahitana.+ Salamo 74:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy hitanay intsony ny famantaranay. Tsy misy mpaminany intsony koa,+Ary tsy misy mahalala izahay hoe mandra-pahoviana. Ezekiela 7:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Hifanesisesy ny fahoriana+ sy ny vaovao ratsy. Ary hitady fahitana avy amin’ny mpaminany ny olona.+ Ho zava-poana ny lalàna eo am-bavan’ny mpisorona, ary ho zava-poana koa ny torohevitra avy amin’ny anti-panahy.+ Matio 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy anefa ny navaliny: “Voasoratra hoe: ‘Tsy ny mofo ihany no tsy maintsy iveloman’ny olona, fa ny teny rehetra avy amin’ny vavan’i Jehovah koa.’”+
3 Nanompo an’i Jehovah teo anatrehan’i Ely i Samoela zaza,+ nandritra izany fotoana izany. Ary nahalana ny teny avy tamin’i Jehovah+ tamin’izany andro izany,+ sady tsy dia nisy firy ny fahitana.+
9 Tsy hitanay intsony ny famantaranay. Tsy misy mpaminany intsony koa,+Ary tsy misy mahalala izahay hoe mandra-pahoviana.
26 Hifanesisesy ny fahoriana+ sy ny vaovao ratsy. Ary hitady fahitana avy amin’ny mpaminany ny olona.+ Ho zava-poana ny lalàna eo am-bavan’ny mpisorona, ary ho zava-poana koa ny torohevitra avy amin’ny anti-panahy.+
4 Hoy anefa ny navaliny: “Voasoratra hoe: ‘Tsy ny mofo ihany no tsy maintsy iveloman’ny olona, fa ny teny rehetra avy amin’ny vavan’i Jehovah koa.’”+