Genesisy 10:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ireo no fianakavian’ny zanakalahin’i Noa, araka ny taranany sy araka ny fireneny. Ary avy tamin’ireo no nielezan’ny firenena teto ambonin’ny tany, taorian’ny safodrano.+ Jeremia 10:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Aoka ianao hanampatra ny fahatezeranao amin’ireo firenena+ tsy miraharaha anao+ sy amin’ireo foko tsy miantso ny anaranao.+ Fa nataony ripaka tanteraka i Jakoba.+ Eny, naripak’izy ireo izy+ sady mbola aringany foana. Ary nataon’izy ireo lasa aolo ny fonenany.+
32 Ireo no fianakavian’ny zanakalahin’i Noa, araka ny taranany sy araka ny fireneny. Ary avy tamin’ireo no nielezan’ny firenena teto ambonin’ny tany, taorian’ny safodrano.+
25 Aoka ianao hanampatra ny fahatezeranao amin’ireo firenena+ tsy miraharaha anao+ sy amin’ireo foko tsy miantso ny anaranao.+ Fa nataony ripaka tanteraka i Jakoba.+ Eny, naripak’izy ireo izy+ sady mbola aringany foana. Ary nataon’izy ireo lasa aolo ny fonenany.+