Eksodosy 32:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Ary handeha eo alohanao ilay anjeliko.+ Fa amin’ny andro hanasaziako no hanasaziako azy ireo noho ny fahotany.”+ Jeremia 9:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa mbola tsy mifora,+ Hosea 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Ary hitovy ihany ny hanjo ny vahoaka sy ny mpisorona,+ ka hataoko ampamoaka izy ireo noho izay nataony.+ Dia hatsingeriko aminy ny ratsy nataony.+
34 Koa mandehana, ento ho any amin’ny toerana efa nolazaiko taminao ny vahoaka. Ary handeha eo alohanao ilay anjeliko.+ Fa amin’ny andro hanasaziako no hanasaziako azy ireo noho ny fahotany.”+
25 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako ampamoaka an’izay rehetra voafora nefa mbola tsy mifora,+
9 “Ary hitovy ihany ny hanjo ny vahoaka sy ny mpisorona,+ ka hataoko ampamoaka izy ireo noho izay nataony.+ Dia hatsingeriko aminy ny ratsy nataony.+