Salamo 115:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Any an-danitra anefa ny Andriamanitray,+Ary izay rehetra mahafinaritra azy, dia ataony.+ Salamo 135:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay rehetra mahafinaritra an’i Jehovah, dia ataony+Na any an-danitra, na etỳ an-tany, na any an-dranomasina, na any amin’ny rano lalina rehetra.+ Daniela 4:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Tsinontsinona ny mponina rehetra amin’ny tany,+ raha ampitahaina aminy. Manao araka izay sitrapony izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponin’ny tany.+ Tsy misy mahasakana ny tanany,+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+
6 Izay rehetra mahafinaritra an’i Jehovah, dia ataony+Na any an-danitra, na etỳ an-tany, na any an-dranomasina, na any amin’ny rano lalina rehetra.+
35 Tsinontsinona ny mponina rehetra amin’ny tany,+ raha ampitahaina aminy. Manao araka izay sitrapony izy, eo amin’ny tafiky ny lanitra sy ny mponin’ny tany.+ Tsy misy mahasakana ny tanany,+ na afaka miteny aminy hoe: ‘Fa inona ity ataonao?’+