Jeremia 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Samy maka tombony tsy ara-drariny na ny madinika indrindra na ny lehibe indrindra.+ Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+ Titosy 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mila tampenam-bava ireny olona ireny, satria ireny indrindra no manimba ny finoan’ny ankohonana manontolo,+ noho izy mampianatra zavatra tsy tokony hampianarina, mba hahazoany tombony amin’ny tsy marina.+
13 “Samy maka tombony tsy ara-drariny na ny madinika indrindra na ny lehibe indrindra.+ Ary samy mamitaka na ny mpaminany na ny mpisorona.+
11 Mila tampenam-bava ireny olona ireny, satria ireny indrindra no manimba ny finoan’ny ankohonana manontolo,+ noho izy mampianatra zavatra tsy tokony hampianarina, mba hahazoany tombony amin’ny tsy marina.+