Deoteronomia 6:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo. Salamo 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hataony izay hanarahan’ny mpandefitra ny didim-pitsarany,+Ary hampianariny ny lalany ny mpandefitra.+ Jaona 6:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Voasoratra ao amin’ny Mpaminany hoe: ‘Ary hampianarin’i Jehovah izy rehetra.’+ Koa izay nandre tamin’ny Ray ka nianatra taminy, dia manatona ahy.+
6 “Izao no didy sy fitsipika ary didim-pitsarana nasain’i Jehovah Andriamanitrareo nampianarina anareo+ mba harahinareo any amin’ilay tany izay halehanareo sy halainareo ho fanananareo.
9 Hataony izay hanarahan’ny mpandefitra ny didim-pitsarany,+Ary hampianariny ny lalany ny mpandefitra.+
45 Voasoratra ao amin’ny Mpaminany hoe: ‘Ary hampianarin’i Jehovah izy rehetra.’+ Koa izay nandre tamin’ny Ray ka nianatra taminy, dia manatona ahy.+