15 “Nataoko toy ny fitaovana fanosihosena+ varimbazaha ianao, dia fitaovana vaovao sy maranitra fanosihosena varimbazaha. Koa hohitsakitsahinao ny tendrombohitra ka hotorotoroinao, ary hataonao toy ny akofa ny havoana.+
5 Ary ho toy ny lehilahy mahery+ manitsaka ny fotaka eny an-dalambe izy ireo, rehefa any an’ady.+ Hiady izy ireo satria momba azy i Jehovah.+ Ary ho menatra ny mpitaingin-tsoavaly.+