Ohabolana 1:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Raha tsy mitsahatra miteny izy hoe: “Andao hiaraka aminay. Andao hiafina mba handatsa-dra.+ Ary andao hamitsaka ao amin’ny takona mba hamely tsy amin’antony an’ireo tsy manan-tsiny.+ Ohabolana 1:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa mihazakazaka hanao ratsy ny tongony,+ ary maika handatsa-dra izy.+ Isaia 59:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Mihazakazaka ho amin’ny ratsy ny tongony,+ ary dodona handatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny izy ireo.+ Ny hanao ratsy no ao an-tsainy,+ ary fandrobana sy fandravana no eny amin’ny lalambeny.+ Romanina 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Mailaka handatsa-dra ny tongony.”+
11 Raha tsy mitsahatra miteny izy hoe: “Andao hiaraka aminay. Andao hiafina mba handatsa-dra.+ Ary andao hamitsaka ao amin’ny takona mba hamely tsy amin’antony an’ireo tsy manan-tsiny.+
7 Mihazakazaka ho amin’ny ratsy ny tongony,+ ary dodona handatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny izy ireo.+ Ny hanao ratsy no ao an-tsainy,+ ary fandrobana sy fandravana no eny amin’ny lalambeny.+