-
Estera 3:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Ary hoy i Hamana tamin’i Ahasoerosy Mpanjaka: “Misy vahoaka iray miparitaka+ any amin’ireo firenena, any amin’ireo faritany manerana ny fanjakanao.+ Mitokantokana anefa izy ireo. Hafa noho ny an’ny vahoaka rehetra ny lalàny, ary tsy arahiny ny lalàn’ny mpanjaka.+ Koa tsy tsara raha avelan’ny mpanjaka amin’izao fotsiny izy ireo.
-