Ezekiela 22:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Toy ny amboadia mamiravira remby ireo andriana ao aminy, ka mandatsa-dra+ sy mandripaka olona* mba hahazoana tombony tsy ara-drariny.+ Amosa 8:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Henoy izao, ry mpandrapaka ny mahantra,+ dia ianareo manao izay tsy hisian’ny mpandefitra,+ Zefania 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Liona mierona ny andriana eo aminy.+ Ny mpitsarany dia amboadia mihaza amin’ny takariva, izay tsy mamela taolana ho tratran’ny andro maraina.+
27 Toy ny amboadia mamiravira remby ireo andriana ao aminy, ka mandatsa-dra+ sy mandripaka olona* mba hahazoana tombony tsy ara-drariny.+
3 Liona mierona ny andriana eo aminy.+ Ny mpitsarany dia amboadia mihaza amin’ny takariva, izay tsy mamela taolana ho tratran’ny andro maraina.+