Habakoka 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tsy nihetsika teny amin’ny fonenany eny ambony+ ny masoandro sy ny volana.+ Toy ny hazavana ny zana-tsipìkanao, izay nandeha tsy an-kiato.+ Ny fanjelanjelatry ny lefonao no nampisy hazavana mamirapiratra.+
11 Tsy nihetsika teny amin’ny fonenany eny ambony+ ny masoandro sy ny volana.+ Toy ny hazavana ny zana-tsipìkanao, izay nandeha tsy an-kiato.+ Ny fanjelanjelatry ny lefonao no nampisy hazavana mamirapiratra.+