Ohabolana 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho afa-baraka izay manambony tena,+ fa izay manetry tena kosa no hendry.+ Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+