Isaia 10:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Fa na maro toy ny fasika any an-dranomasina aza ny olonao,+ ry Israely, dia ny sisa amin’izy ireo ihany no hiverina.+ Ho avy toy ny safodrano ny fandripahana+ efa voatendry, ary ho ara-drariny+ izany, Mika 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hasiako sisa tavela amin’ilay vahoaka mikotringa,+ ary hataoko firenena matanjaka+ ilay nalefa lavitra. Dia hanjaka eo aminy ao amin’ny Tendrombohitra Ziona i Jehovah, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+
22 Fa na maro toy ny fasika any an-dranomasina aza ny olonao,+ ry Israely, dia ny sisa amin’izy ireo ihany no hiverina.+ Ho avy toy ny safodrano ny fandripahana+ efa voatendry, ary ho ara-drariny+ izany,
7 Hasiako sisa tavela amin’ilay vahoaka mikotringa,+ ary hataoko firenena matanjaka+ ilay nalefa lavitra. Dia hanjaka eo aminy ao amin’ny Tendrombohitra Ziona i Jehovah, manomboka izao ka hatramin’ny fotoana tsy voafetra.+