Isaia 63:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy izy: “Oloko tokoa ireo,+ sady zanaka tsy hivadika.”+ Koa nanjary Mpamonjy an’ireo izy.+ Efesianina 4:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+ Kolosianina 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mifandainga+ ianareo. Esory ny toetra taloha+ mbamin’ireo fanao niaraka taminy, Apokalypsy 14:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 ary tsy nisy lainga hita teo am-bavany+ sady tsy nisy tsiny+ ireo. Apokalypsy 21:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Tsy hiditra ao mihitsy+ izay zavatra tsy masina sy izay mpanao zava-maharikoriko+ sy mpandainga,+ fa izay voasoratra ao amin’ny horonam-bokin’ny fiainana ihany, dia ny horonam-bokin’ny Zanak’ondry.+
25 Koa satria àry efa narianareo ny lainga,+ dia milazà ny marina amin’ny namanareo avy ianareo tsirairay,+ fa rantsambatana mifampiankina isika.+
27 Tsy hiditra ao mihitsy+ izay zavatra tsy masina sy izay mpanao zava-maharikoriko+ sy mpandainga,+ fa izay voasoratra ao amin’ny horonam-bokin’ny fiainana ihany, dia ny horonam-bokin’ny Zanak’ondry.+