13 “Ry zanak’olona, raha mivadika amiko ny tany iray ka manota amiko,+ dia haninjitra ny tanako hamely azy aho. Koa hotapahiko tsy hisy ao intsony ny hazo fihantonan’ny mofo boribory.+ Ary handefasako mosary ao amin’ilay tany,+ dia haripako daholo ny olona sy ny biby fiompy ao.”+