Nomery 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Raha mbola velona koa anefa aho, dia ho feno ny voninahitr’i Jehovah ny tany manontolo.+ Isaia 49:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Topazo maso ny manodidina anao ka jereo. Tafangona daholo izy ireo,+ ary tonga eo aminao. “Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah,+ “dia hanaovanao toy ny haingo izy rehetra, ka hafatotrao amin’ny tenanao toy ny ataon’ny vehivavy ampakarina.+ Jeremia 46:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika,+ ‘dia hiditra atỳ izy, ka ho sahala amin’i Tabara+ eo amin’ireo tendrombohitra sy ho tahaka an’i Karmela+ eo amoron’ny ranomasina. Romanina 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa voasoratra hoe: “‘Raha velona koa aho’, hoy i Jehovah,+ ‘dia izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra, ary hanaiky ampahibemaso an’Andriamanitra ny lela rehetra.’”+
18 Topazo maso ny manodidina anao ka jereo. Tafangona daholo izy ireo,+ ary tonga eo aminao. “Raha mbola velona koa aho”, hoy i Jehovah,+ “dia hanaovanao toy ny haingo izy rehetra, ka hafatotrao amin’ny tenanao toy ny ataon’ny vehivavy ampakarina.+
18 “‘Raha mbola velona koa aho’, hoy ilay Mpanjaka atao hoe Jehovah Tompon’ny tafika,+ ‘dia hiditra atỳ izy, ka ho sahala amin’i Tabara+ eo amin’ireo tendrombohitra sy ho tahaka an’i Karmela+ eo amoron’ny ranomasina.
11 Fa voasoratra hoe: “‘Raha velona koa aho’, hoy i Jehovah,+ ‘dia izaho no handohalehan’ny lohalika rehetra, ary hanaiky ampahibemaso an’Andriamanitra ny lela rehetra.’”+