Deoteronomia 28:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Be dia be ny voa hoentinao hafafy any an-tsaha, fa kely ny vokatra hangoninao,+ satria ho lanin’ny valala izany.+ Amosa 4:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Nataoko mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinareo.+ Nitombo ny isan’ny zaridaina sy ny tanimboalobokareo, kanjo lanin’ny fanday ny hazo aviavy sy hazo olivanareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.
38 “Be dia be ny voa hoentinao hafafy any an-tsaha, fa kely ny vokatra hangoninao,+ satria ho lanin’ny valala izany.+
9 “‘Nataoko mainan’ny rivotra mahamay sy tratran’ny aretin-javamaniry ny volinareo.+ Nitombo ny isan’ny zaridaina sy ny tanimboalobokareo, kanjo lanin’ny fanday ny hazo aviavy sy hazo olivanareo.+ Tsy niverina tamiko anefa ianareo’,+ hoy i Jehovah.