Mpitoriteny 5:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Aza avela hampanota anao ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely+ hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Nahoana no ho tezitra aminao Andriamanitra noho ny teninao, ka handrava ny asan’ny tananao?+ Jakoba 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Maniry hahazo ianareo, nefa tsy manana ihany. Mamono olona+ sy mitsiriritra+ foana ianareo, nefa tsy mety mahazo ihany. Mifanditra+ sy miady foana ianareo. Tsy manana ianareo, satria tsy mangataka.
6 Aza avela hampanota anao ny vavanao,+ ary aza miteny eo anatrehan’ny anjely+ hoe: “Diso aho tamin’iny.”+ Nahoana no ho tezitra aminao Andriamanitra noho ny teninao, ka handrava ny asan’ny tananao?+
2 Maniry hahazo ianareo, nefa tsy manana ihany. Mamono olona+ sy mitsiriritra+ foana ianareo, nefa tsy mety mahazo ihany. Mifanditra+ sy miady foana ianareo. Tsy manana ianareo, satria tsy mangataka.