Ezekiela 30:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ireo sampy maharikoriko+ ary hofoanako ao Nofa+ ireo andriamanitra tsy misy dikany. Tsy hisy mpiadidy intsony avy any Ejipta. Ary hataoko manenika an’i Ejipta ny tahotra.+
13 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Hopotehiko koa ireo sampy maharikoriko+ ary hofoanako ao Nofa+ ireo andriamanitra tsy misy dikany. Tsy hisy mpiadidy intsony avy any Ejipta. Ary hataoko manenika an’i Ejipta ny tahotra.+