Ezekiela 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia niakatra niala teo amin’ilay tanàna ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nijanona terỳ ambonin’ilay tendrombohitra+ atsinanan’ny tanàna.+ Asan’ny Apostoly 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Dia niverina+ tany Jerosalema izy ireo, rehefa avy teo amin’ny Tendrombohitra Oliva. Tsy lavitra an’i Jerosalema izy io, satria lalana indray sabata* ny elanelany.+
23 Dia niakatra niala teo amin’ilay tanàna ny voninahitr’i Jehovah,+ ka nijanona terỳ ambonin’ilay tendrombohitra+ atsinanan’ny tanàna.+
12 Dia niverina+ tany Jerosalema izy ireo, rehefa avy teo amin’ny Tendrombohitra Oliva. Tsy lavitra an’i Jerosalema izy io, satria lalana indray sabata* ny elanelany.+