Deoteronomia 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “Mihainoa, ry Israely ô: I Jehovah Andriamanitsika dia Jehovah iray ihany.+ Malakia 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Tsy tokana ihany ve ny raintsika rehetra?+ Tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika?+ Koa nahoana isika no mifamitaka,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razantsika?+ Galatianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fa tsy ilaina ny mpanelanelana raha olona iray monja no voakasika. Andriamanitra irery ihany+ anefa no nanao an’ilay fampanantenana.
10 “Tsy tokana ihany ve ny raintsika rehetra?+ Tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika?+ Koa nahoana isika no mifamitaka,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razantsika?+
20 Fa tsy ilaina ny mpanelanelana raha olona iray monja no voakasika. Andriamanitra irery ihany+ anefa no nanao an’ilay fampanantenana.