Mika 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mihainoa ianareo rehetra! Ary mihainoa, ry tany sy izay rehetra mameno anao.+ Aoka ho vavolombelona hanameloka anareo i Jehovah Tompo Fara Tampony,+ eny, i Jehovah izay ao amin’ny tempoliny masina.+ Apokalypsy 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “‘Ho avy haingana aho,+ ary efa etỳ amiko izay tokony havaly+ ny tsirairay araka izay ataony.+
2 “Mihainoa ianareo rehetra! Ary mihainoa, ry tany sy izay rehetra mameno anao.+ Aoka ho vavolombelona hanameloka anareo i Jehovah Tompo Fara Tampony,+ eny, i Jehovah izay ao amin’ny tempoliny masina.+