11 “Nihorohoro noho ny amin’iza ianao, ary natahotra an’iza+ ka nandainga?+ Tsy izaho no tsaroanao,+ ary tsy nandatsaka am-po na inona na inona ianao.+ Tsy efa nangina foana ve aho, ary tsy nafeniko ve ny nataonao?+ Na izaho aza anefa tsy natahoranao.+