2 Ary maro amin’ireo matory ao amin’ny vovoky ny tany no hifoha,+ ka ny sasany hahazo fiainana tsy hanam-petra,+ fa ny sasany kosa hahazo latsa sy ho zava-maharikoriko mandritra ny fotoana tsy voafetra.+
9 Araka izany, dia hain’i Jehovah afahana amin’ny fitsapana+ ny olona mahafoy tena ho an’Andriamanitra. Hainy koa anefa ny mitahiry ny olona tsy marina ho amin’ny andro fitsarana mba horinganina,+