19 dia hatolony amin’ireo hafa firenena ka hataon’ireo ho fihomehezana sy hokaravasiny ary hofantsihany amin’ny hazo fijaliana.+ Ary hatsangana izy amin’ny andro fahatelo.”+
28 Dia nentin’ireo niala tao amin’i Kaiafa i Jesosy, ho any an-dapan’ny governora.+ Vao maraina tamin’izay. Tsy niditra tao an-dapan’ny governora anefa ireo, mba tsy ho voaloto+ ka ho afaka hihinana ny Paska.