Rota 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy,+ sady nanao hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Koa nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida. 1 Tantara 2:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ozema ny fahenina, ary Davida+ ny fahafito.
17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy,+ sady nanao hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Koa nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida.