12 Indray mandeha koa, raha mbola tao amin’ny tanàna anankiray izy, dia io fa nisy lehilahy rakotry ny habokana tao. Niankohoka io raha vao nahita an’i Jesosy, ka niangavy hoe: “Tompo ô, raha mba sitrakao fotsiny mantsy ny hanadio ahy, dia ho vitanao izany.”+