Marka 2:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Voavela ny helokao, anaka.”+ Marka 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Inona no mora kokoa: Ny milaza amin’ilay malemy hoe: ‘Voavela ny helokao’, sa ny milaza hoe: ‘Mitsangàna ka batao ny fandriananao ary mandehana?’+ Lioka 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo, dia hoy izy: “Voavela ny helokao, ralehilahy.”+
5 Rehefa hitan’i Jesosy ny finoan’ireo,+ dia hoy izy tamin’ilay nalemy: “Voavela ny helokao, anaka.”+
9 Inona no mora kokoa: Ny milaza amin’ilay malemy hoe: ‘Voavela ny helokao’, sa ny milaza hoe: ‘Mitsangàna ka batao ny fandriananao ary mandehana?’+