Lioka 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa ny fanahy masina+ no hampianatra anareo amin’izany ora izany momba izay tokony holazainareo.”+ Jaona 14:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Fa ny mpanampy, dia ny fanahy* masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, izy io no hampianatra anareo ny zava-drehetra, ary hampahatsiaro anareo izay rehetra nolazaiko taminareo.+
26 Fa ny mpanampy, dia ny fanahy* masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, izy io no hampianatra anareo ny zava-drehetra, ary hampahatsiaro anareo izay rehetra nolazaiko taminareo.+