Matio 6:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Jereo tsara ny voro-manidina:+ Tsy mba mamafy na mijinja na manangona ho ao an-trano fitehirizam-bokatra ireny, nefa ny Rainareo izay any an-danitra manome sakafo azy. Tsy sarobidy noho ireny ve ianareo?+ Lioka 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Fa na ny volon-dohanareo+ aza voaisa daholo. Koa aza matahotra, fa sarobidy noho ny fody maro ianareo.+
26 Jereo tsara ny voro-manidina:+ Tsy mba mamafy na mijinja na manangona ho ao an-trano fitehirizam-bokatra ireny, nefa ny Rainareo izay any an-danitra manome sakafo azy. Tsy sarobidy noho ireny ve ianareo?+
7 Fa na ny volon-dohanareo+ aza voaisa daholo. Koa aza matahotra, fa sarobidy noho ny fody maro ianareo.+