Matio 16:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa izay te hamonjy ny ainy* dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hahazo azy.+ Marka 8:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Fa izay te hamonjy ny ainy dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko sy ny vaovao tsara kosa dia hamonjy azy.+ Lioka 17:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izay mitady hiaro ny ainy* no hamoy izany, fa izay mamoy ny ainy kosa no hiaro izany.+ Jaona 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Izay tia ny ainy* no hamoy azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa, no hiaro azy ho amin’ny fiainana mandrakizay.+
25 Fa izay te hamonjy ny ainy* dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko kosa dia hahazo azy.+
35 Fa izay te hamonjy ny ainy dia hamoy azy, ary izay mamoy ny ainy noho ny amiko sy ny vaovao tsara kosa dia hamonjy azy.+
25 Izay tia ny ainy* no hamoy azy, fa izay mankahala ny ainy+ eo amin’izao fiainana izao kosa, no hiaro azy ho amin’ny fiainana mandrakizay.+