Lioka 1:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hitoe-jaza ianao ka hiteraka zazalahy,+ ary ny anarany hataonao hoe Jesosy.+ Lioka 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary noforana+ ilay zaza rehefa feno valo andro,+ ary natao hoe Jesosy ny anarany,+ araka ny nolazain’ilay anjely talohan’ny nisiany tao am-bohoka.+
21 Ary noforana+ ilay zaza rehefa feno valo andro,+ ary natao hoe Jesosy ny anarany,+ araka ny nolazain’ilay anjely talohan’ny nisiany tao am-bohoka.+