2 Korintianina 6:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+ Galatianina 5:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ho amin’izany fahafahana izany no nanafahan’i+ Kristy antsika. Koa mijoroa tsara,+ ary aza mety hogejaina indray ao amin’ny ziogan’ny fanandevozana.+
14 Aza manaiky hiray zioga amin’ny tsy mpino.+ Fa inona no ifandraisan’ny fahamarinana sy ny fandikan-dalàna?+ Ary inona no iombonan’ny mazava sy ny maizina?+
5 Ho amin’izany fahafahana izany no nanafahan’i+ Kristy antsika. Koa mijoroa tsara,+ ary aza mety hogejaina indray ao amin’ny ziogan’ny fanandevozana.+