27Nony maraina ny andro, dia nikaon-doha ny amin’ny fomba hamonoana an’i Jesosy ho faty ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy rehetran’ny vahoaka.+
18 Koa vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy,+ satria nihevitra izy ireo fa nandika ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy+ amin’Andriamanitra.