Marka 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy tamin’ireo: “Marina ny naminanian’i Isaia momba anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra+ hoe: ‘Manaja ahy an-tendro-molotra fotsiny ity vahoaka ity, fa ny fony kosa lavitra ahy.+
6 Ary hoy izy tamin’ireo: “Marina ny naminanian’i Isaia momba anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra+ hoe: ‘Manaja ahy an-tendro-molotra fotsiny ity vahoaka ity, fa ny fony kosa lavitra ahy.+