Matio 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary norarany mafy ny mpianatra tsy hilaza na amin’iza na amin’iza fa izy no Kristy.+ Marka 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mbola nidina ny tendrombohitra izy ireo, dia nandidy azy i Jesosy mba tsy hitantara+ izay hitany na amin’iza na amin’iza, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona amin’ny maty.+ Lioka 9:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 I Jesosy irery sisa no hita teo,+ tamin’ny fotoana nandrenesana ilay feo. Ary nangina ireo ka tsy nolazalazainy tamin’ny olona tamin’izany andro izany ny zavatra hitany.+
9 Raha mbola nidina ny tendrombohitra izy ireo, dia nandidy azy i Jesosy mba tsy hitantara+ izay hitany na amin’iza na amin’iza, mandra-pitsangan’ny Zanak’olona amin’ny maty.+
36 I Jesosy irery sisa no hita teo,+ tamin’ny fotoana nandrenesana ilay feo. Ary nangina ireo ka tsy nolazalazainy tamin’ny olona tamin’izany andro izany ny zavatra hitany.+