Matio 8:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Koa niangavy azy toy izao ireo demonia: “Raha avoakanao izahay, dia mba alefaso ho ao amin’irỳ andian-kisoa+ irỳ.” Marka 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Tamin’izay fotoana izay indrindra, dia nisy lehilahy azon’ny fanahy maloto tao amin’ilay synagoga. Niantsoantso mafy izy+
31 Koa niangavy azy toy izao ireo demonia: “Raha avoakanao izahay, dia mba alefaso ho ao amin’irỳ andian-kisoa+ irỳ.”
23 Tamin’izay fotoana izay indrindra, dia nisy lehilahy azon’ny fanahy maloto tao amin’ilay synagoga. Niantsoantso mafy izy+