Matio 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Noho izany no ilazako aminareo hoe: Hahazoan’ny olona famelan-keloka ny karazana fahotana rehetra sy izay rehetra mety ho fanevatevana zava-masina,* fa tsy hahazoana famelan-keloka kosa ny fanevatevana ny fanahy masina.+ Lioka 12:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Hahazo famelan-keloka izay manao teny manohitra ny Zanak’olona, fa tsy hahazo famelan-keloka kosa izay manevateva ny fanahy masina.+
31 “Noho izany no ilazako aminareo hoe: Hahazoan’ny olona famelan-keloka ny karazana fahotana rehetra sy izay rehetra mety ho fanevatevana zava-masina,* fa tsy hahazoana famelan-keloka kosa ny fanevatevana ny fanahy masina.+
10 Hahazo famelan-keloka izay manao teny manohitra ny Zanak’olona, fa tsy hahazo famelan-keloka kosa izay manevateva ny fanahy masina.+