Matio 10:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aza mitady volamena na volafotsy na varahina hatao ao anaty fehikibo fasianareo vola,+ Lioka 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 ka hoy izy taminy: “Aza mitondra na inona na inona any amin’izay alehanareo, na tehina na kitapom-batsy na mofo na vola, ary aza mitondra akanjo anankiroa.+
3 ka hoy izy taminy: “Aza mitondra na inona na inona any amin’izay alehanareo, na tehina na kitapom-batsy na mofo na vola, ary aza mitondra akanjo anankiroa.+