Matio 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Namelatra ny akanjony ivelany+ teo amin’ny lalana kosa ny ankamaroan’ny vahoaka, ary nisy koa nanapaka sampan-kazo izay novelariny teo amin’ny lalana.+ Lioka 19:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia namelatra ny akanjony ivelany teo amin’ny lalana ny olona,+ arakaraka ny nandrosoan’i Jesosy.+
8 Namelatra ny akanjony ivelany+ teo amin’ny lalana kosa ny ankamaroan’ny vahoaka, ary nisy koa nanapaka sampan-kazo izay novelariny teo amin’ny lalana.+
36 Dia namelatra ny akanjony ivelany teo amin’ny lalana ny olona,+ arakaraka ny nandrosoan’i Jesosy.+