Matio 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary niditra tao amin’ny tempoly i Jesosy ka nandroaka an’izay rehetra nivarotra sy nividy tao, ary nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ny mpivarotra voromailala.+ Lioka 19:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia niditra tao amin’ny tempoly izy, ary nanomboka nandroaka an’izay nivarotra tao,+ Jaona 2:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary hitany tao amin’ny tempoly ireo nivarotra omby aman’ondry sy voromailala,+ ary ireo mpanakalo vola izay nipetraka teo.
12 Ary niditra tao amin’ny tempoly i Jesosy ka nandroaka an’izay rehetra nivarotra sy nividy tao, ary nanjera ny latabatry ny mpanakalo vola sy ny fipetrahan’ny mpivarotra voromailala.+
14 Ary hitany tao amin’ny tempoly ireo nivarotra omby aman’ondry sy voromailala,+ ary ireo mpanakalo vola izay nipetraka teo.