Isaia 60:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hangonina ho eo aminao ny andian’ondry rehetran’i Kedara,+ ary hanompo anao+ ny ondrilahin’i Nebaiota.+ Hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahana.+ Ary hohatsaraiko ilay tranoko tsara tarehy.+ Zakaria 2:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah amin’izany andro izany,+ ka ho tonga oloko.+ Ary honina eo aminao aho.” Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminao.+
7 Hangonina ho eo aminao ny andian’ondry rehetran’i Kedara,+ ary hanompo anao+ ny ondrilahin’i Nebaiota.+ Hankeo ambony alitarako ireny ka hankasitrahana.+ Ary hohatsaraiko ilay tranoko tsara tarehy.+
11 “Firenena maro no hiandany amin’i Jehovah amin’izany andro izany,+ ka ho tonga oloko.+ Ary honina eo aminao aho.” Dia ho fantatrao fa i Jehovah Tompon’ny tafika no naniraka ahy ho atỳ aminao.+