Salamo 2:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Angataho amiko+ ireo firenena, dia homeko ho lovanao,+Ary ny vazan-tany efatra, fa homeko ho fanananao.+ Hebreo 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Amin’izao andro farany izao+ kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’io no nanaovany+ ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.*
8 Angataho amiko+ ireo firenena, dia homeko ho lovanao,+Ary ny vazan-tany efatra, fa homeko ho fanananao.+
2 Amin’izao andro farany izao+ kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’io no nanaovany+ ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.*